auto save

This commit is contained in:
MAD103 2019-10-19 02:29:54 -04:00 committed by root
parent 874b0d0e05
commit d8c66eb612
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1,2 +1,2 @@
\v 7 Kôfa nindesinjare' mpianatra gognalahy roe take amin'i Jesosy gny zaboriky de natôny take
ambonin' izeigny ny sikinan'jare ka afaka nideba azy Jesosy. \v 8 fontry gny ôlo namelatra gny sikinany tègny andalagna,ary gny sasany kôza namelatra ratsan-kazo izay notapatahiny avy tagny antsabö .\v 9 Ireo izay nadeha take alhany sy ireo nagnarakan' Azy nagnatsoantso hoe: " Hozana! deraina ilay tkana avy tamin'ny Anaran'ny Tompo \v 10 deraina ny fanjakana ho an'i Davida Babantsika! Hozana amin'ny Avo indrindra! "
ambonin' izeigny ny sikinan'jare ka afaka nideba azy Jesosy. \v 8 fontry gny ôlo namelatra gny sikinany tègny andalagna,ary gny sasany kôza namelatra ratsan-kazo izay notapatahiny avy tagny antsabö .\v 9 Ireo izay nadeha take alhany sy ireo nagnarakan' Azy nagnatsoantso hoe: " Hozana! deraina ilay tôkana avy tamin'ny Agnaran'ny Tompo \v 10 deraina ny fanjakana ho an'i Davida Babantsika! Hozana amin'ny Avo indrindra! "