Tue Oct 22 2019 15:38:25 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-22 15:38:26 -04:00
parent 95709cad03
commit d2ef3c3e0b
2 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 \v 24 x \v 27 Kanaifa afaran'ny fahoriagnan'iré, dia hanômbokoahizigny ny masôva, ny davôlagna tsy hagnamia ny hazavagna, \v 25 iré kintagna hiraraka avy agny amin'ny lagnitry, ary iré hery zègny ako an-dagnitra ho hôzongôzognina. Kè ho hitan'jaré ny Zanak'Ôlogna avy agny amin'ny rahôgna amin'ny hery mafy sy voninahitry. Ary hagnasa ny anjeliny Izy kè hagnangogna miaraka iré ôlom-boafidiny avy agny amin'ny vazan-tany èfatra, avy agny amin'ny faran'ny tany kè hatragny amin'ny faran'ny lagnitra.
\v 24 Kanaifa afaran'ny fahoriagnan'iré, dia hanômbokoahizigny ny masôva, ny davôlagna tsy hagnamia ny hazavagna, \v 25 iré kintagna hiraraka avy agny amin'ny lagnitry, ary iré hery zègny ako an-dagnitra ho hôzongôzognina. \v 26 Kè ho hitan'jaré ny Zanak'Ôlogna avy agny amin'ny rahôgna amin'ny hery mafy sy voninahitry. \v 27 Ary hagnasa ny anjeliny Izy kè hagnangogna miaraka iré ôlom-boafidiny avy agny amin'ny vazan-tany èfatra, avy agny amin'ny faran'ny tany kè hatragny amin'ny faran'ny lagnitra.

View File

@ -102,6 +102,7 @@
"13-11",
"13-14",
"13-17",
"13-21"
"13-21",
"13-24"
]
}