Thu Oct 17 2019 12:50:19 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 12:50:20 -04:00
parent 4573d8d71c
commit bf1a811265
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 Izy koa avy nivoaka ny Sinagoga, dia tôgnga tako andragnon' i Simona ndraïky Andrea zaré, niaraka tamin' i Jaokoba ndraïky Jaona. \v 30 Ary ny rafõzam-bavin' i Simona natôry azontazogno, kaï nivolagnin' jaré tamin' i Jesosy mõmba ananjy. \v 31 Kaï nagnatogna Izy, ké nangalaka ananjy tamin' ny tagnany, ary nagnarigna ananjy; dia afaka ny tazognany, ary nanomboka nanõmpo Ananjy zaré.
\v 29 Izy koa avy nivoaka ny Sinagoga, dia tôgnga tako andragnon'i Simona ndraïky Andrea zaré, niaraka tamin'i Jaokoba ndraïky Jaona. \v 30 Ary ny rafõzam-bavin' i Simona natôry azontazogno, kaï nivolagnin'jaré tamin'i Jesosy mõmba ananjy. \v 31 Kaï nagnatogna Izy, ké nangalaka ananjy tamin' ny tagnany, ary nagnarigna ananjy; dia afaka ny tazognany, ary nanomboka nanõmpo Ananjy zaré.