diff --git a/08/07.txt b/08/07.txt index 46f7cec5..108c9faa 100644 --- a/08/07.txt +++ b/08/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 Ary mbôla nanagna loka hely vitsitsivitsy ihany koa zaré, ka rehefa avy nisôtra zaré izy dia nandidy zaré mpianatra mba handroso zègny koa izy. Dia nihinagna zaré ka vôky ary nalain-jare ny tapatapany tavèla, izay nahafeno helotra fito maventy be. Tokony efatr'arivo te hoe eo ny ologna tamin-jègny. Avité dia nalèfany nipody zaré. Tonga dè niakatra anaty sambo madinika niaraka taminireo mpianany izy, ary nandè agny amin,ny faritrin'i Dalmanota zaré. \ No newline at end of file +\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 Ary mbôla nanagna loka hely vitsitsivitsy ihany koa zaré, ka rehefa avy nisôtra zaré izy dia nandidy ny mpianatra mba handroso zègny koa izy. Dia nihinagna zaré ka vôky ary nalain-jare ny tapatapany tavèla, izay nahafeno helotra fito maventy be. Tokony efatr'arivo te hoe eo ny ologna tamin-jègny. Avité dia nalèfany nipody zaré. Tonga dè niakatra anaty sambo madinika niaraka taminireo mpianany izy, ary nandè agny amin,ny faritrin'i Dalmanota zaré. \ No newline at end of file