auto save

This commit is contained in:
MAD103 2019-10-17 02:00:23 -04:00 committed by root
parent e5867d8123
commit 9deb73abaa
6 changed files with 6 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tamin-jègny andro zègny, dia nisy fokon'ologna ndraika , ary tsy managna raha ohanigna zare. Dia nagnantso ny mpaminagny jesosy ary nizaka tamin-jaré hoe: mampalahelo zā ireo olona marobe reo satria efa telo andro ireo nanohy niaraka tamiko ary tsimanagna raha ohanigna.Raha avèlako mody antragnony tsimihinagna zare, mety ho toragna agnarabe. Ny asanagny amin-jareo, dia avy any lalan-davitra. Namalianan-jy re mpianany hoe: Akaiza no hahazaontsika mofo ampy havokisagna re vahoka reo aty amin-tany foagna karaty?
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Tamin-jègny andro zègny, dia nisy fokon'ologna ndraika , ary tsy managna raha ohanigna zare. Dia nagnantso ny mpaminagny jesosy ary nizaka tamin-jaré hoe: mampalahelo zā ireo olona marobe reo satria efa telo andro ireo nanohy niaraka tamiko ary tsimanagna raha ohanigna.Raha avèlako mody antragnony tsimihinagna zare, mety ho toragna agnarabe. Ny asanagny amin-jareo, dia avy any lalan-davitra. Namalianan-jy re mpianany hoe: Akaiza no hahazaontsika mofo ampy havokisagna re vahoka reo aty amin-tany foagna karaty?

View File

@ -1 +1 @@
Ary mbôla nanagna loka hely vitsitsivitsy ihany koa zaré, ka rehefa avy nisôtra zaré izy dia nandidy zaré mpianatra mba handroso zègny koa izy. Dia nihinagna zaré ka vôky ary nalain-jare ny tapatapany tavèla, izay nahafeno helotra fito maventy be. Tokony efatr'arivo te hoe eo ny ologna tamin-jègny. Avité dia nalèfany nipody zaré. Tonga dè niakatra anaty sambo madinika niaraka taminireo mpianany izy, ary nandè agny amin,ny faritrin'i Dalmanota zaré.
\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 Ary mbôla nanagna loka hely vitsitsivitsy ihany koa zaré, ka rehefa avy nisôtra zaré izy dia nandidy zaré mpianatra mba handroso zègny koa izy. Dia nihinagna zaré ka vôky ary nalain-jare ny tapatapany tavèla, izay nahafeno helotra fito maventy be. Tokony efatr'arivo te hoe eo ny ologna tamin-jègny. Avité dia nalèfany nipody zaré. Tonga dè niakatra anaty sambo madinika niaraka taminireo mpianany izy, ary nandè agny amin,ny faritrin'i Dalmanota zaré.

View File

@ -1 +1 @@
Dia nifagnontany tegna ny mpianatra nanao hoe: '' Noho antsika tsimanagna mofo zégny?.Fantatr'i jesosy zégny, ary hoy izy tamin-jaré hoe:''Nahogna amin'ny tsifanagnana mofo ny fisaignandré? Mbôla tsy azonandré sa? Mbôla takanandré sa? lasagna dindery ny fonandré?
\v 16 \v 17 Dia nifagnontany tegna ny mpianatra nanao hoe: '' Noho antsika tsimanagna mofo zégny?.Fantatr'i jesosy zégny, ary hoy izy tamin-jaré hoe:''Nahogna amin'ny tsifanagnana mofo ny fisaignandré? Mbôla tsy azonandré sa? Mbôla takanandré sa? lasagna dindery ny fonandré?

View File

@ -1 +1 @@
Managna maso nandré , tsy mahita sa? managna tadigny nandré, tsimitandregny sa? Adignonandre sa ? Raha nanapaka mofo dimy ho an'ny olona dimy arivo zā de helotra firy feno tapatapaka mofo zè nalagnonandré? Hozin-jaré taminy hoe: ''Roèmbifolo''.
\v 18 \v 19 Managna maso nandré , tsy mahita sa? managna tadigny nandré, tsimitandregny sa? Adignonandre sa ? Raha nanapaka mofo dimy ho an'ny olona dimy arivo zā de helotra firy feno tapatapaka mofo zè nalagnonandré? Hozin-jaré taminy hoe: ''Roèmbifolo''.

View File

@ -1 +1 @@
Raha nanapaka ré mofo fito hoan'ny ologna efatr'arivo zā, firy helotra ny ambiny nalagnonandré.? Hozin-jaré taminy hoe: ''Fito''. Ary volagny hoe: Mbôla tsy taka-dré migna sâ ?
\v 20 \v 21 Raha nanapaka ré mofo fito hoan'ny ologna efatr'arivo zā, firy helotra ny ambiny nalagnonandré.? Hozin-jaré taminy hoe: ''Fito''. Ary volagny hoe: Mbôla tsy taka-dré migna sâ ?

View File

@ -1 +1 @@
TOKO faha 8
Toko faha 8