Mon Oct 21 2019 11:25:33 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 11:25:34 -04:00
parent ee5de07558
commit 95eef4b8f5
2 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 Nagnotany Ananjy zaré hoe: "Nangnakôry zaré mpanôra-dalàgna no nivôlagna fô tsy maintsy avy alôlôha Elia?" Dia Ahozy tamin'jaré ré hoe: " Aifa tônga voalôhany Elia hagnarigna ny raha jiaby. Ary akôry voasôratra fô ny Zanak'Ôlogna dia ijaly mafy amin'ndraha maro ary atô kara ôlogna tsy misy dikany? Naifa volagniko aminandre fô efa tônga Elia, ary naton'ôlogma taminanjy tiany fôny, araka zegny aifa vôlagnin'ny Sôratra Masigna
\v 11 Nagnotany Ananjy zaré hoe: "Nangnakôry zaré mpanôra-dalàgna no nivôlagna fô tsy maintsy avy alôlôha Elia?" \v 12 Dia Ahozy tamin'jaré ré hoe: " Aifa tônga voalôhany Elia hagnarigna ny raha jiaby. Ary akôry voasôratra fô ny Zanak'Ôlogna dia ijaly mafy amin'ndraha maro ary atô kara ôlogna tsy misy dikany? \v 13 Naifa volagniko aminandre fô efa tônga Elia, ary naton'ôlogma taminanjy tiany fôny, araka zegny aifa vôlagnin'ny Sôratra Masigna mamba ananjy."

View File

@ -76,6 +76,7 @@
"09-01",
"09-04",
"09-07",
"09-09"
"09-09",
"09-11"
]
}