auto save

This commit is contained in:
MAD103 2019-10-16 08:51:40 -04:00 committed by root
parent 8ab0b0aa18
commit 7b4368ddbf
1 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1,2 @@
\v 2 \v 3Tamin-jègny andro zègny, dia ny \v 1 sy fokon'olona ndraika , ary tsy managna raha ohanigna zare. Dia nagnantso ny mpaminagny jesosy ary nizaka tamin-jaré hoe: mampalahelo zā ireo olona marobe reo satria efa telo andro ireo nanohy niaraka tamiko ary tsimanagna raha ohanigna.Raha avèlako mody antragnony tsimihinagna zare, mety ho toragna agnarabe. Ny asanagny amin-jareo, dia avy any lalan-davitra. Namalianan-jy re mpianany hoe: Akaiza no hahazaontsika mofo ampy havokisagna re vahoka reo aty amin-tany foagna karaty? Nagnontany ananjy reo izy hoe: Firy ny mofo anagnanareo? Hozin-jare hoe''Fito'' Nandidy ny fokon'olona mbora hitoetra amin'ny tany izy. Nalainy ny mofo fito, izy nisotra ary nanapaka ireo. natolotra ananjy animpianany izègny mbora horasain-jare amin'ny fokon'olona, ary napetrakan-jare alohan'ny fokon'olona izègny. ary mbôla nanagna loka hely vitsitsivitsy ihany koa zaré, ka rehefa avy nisôtra zaré izy dia nandidy zaré mpianatra mba handroso zègny koa izy. Dia nihinagna zaré ka vôky ary nalain-jare ny tapatapany tavèla, izay nahafeno helotra fito maventy be. Tokony efatr'arivo te hoe eo ny ologna tamin-jègny. Avité dia nalèfany nipody zaré. Tonga dè niakatra anaty sambo madinika niaraka taminireo mpianany izy, ary nandè agny amin,ny faritrin'i Dalmanota zaré. Dia nivoka iré fariseo ary nanomboka ny hadevitra taminy. Nizaha famantaragna avitagny andagnitra zaré mbora hitsapagna azy. Nisento laligna tagny amin'ny fagnahiny ary nizaka hoe:"Nahoagna fa mizaāha famantaragna re taranaka ity? Nefa zakaiko marigna aminandré fa tsisy famantaragna omegna ty taranaka ity zègny''.Avite dia niala zare izy,nakatra tó agnaty sambo madinika , ary nandé lavitr'agny agnilany.
\v 2 \v 3Tamin-jègny andro zègny, dia ny \v 1 sy fokon'olona ndraika , ary tsy managna raha ohanigna zare. Dia nagnantso ny mpaminagny jesosy ary nizaka tamin-jaré hoe: mampalahelo zā ireo olona marobe reo satria efa telo andro ireo nanohy niaraka tamiko ary tsimanagna raha ohanigna.Raha avèlako mody antragnony tsimihinagna zare, mety ho toragna agnarabe. Ny asanagny amin-jareo, dia avy any lalan-davitra. Namalianan-jy re mpianany hoe: Akaiza no hahazaontsika mofo ampy havokisagna re vahoka reo aty amin-tany foagna karaty?
Nagnontany ananjy reo izy hoe: Firy ny mofo anagnanareo? Hozin-jare hoe''Fito'' Nandidy ny fokon'olona mbora hitoetra amin'ny tany izy. Nalainy ny mofo fito, izy nisotra ary nanapaka ireo. natolotra ananjy animpianany izègny mbora horasain-jare amin'ny fokon'olona, ary napetrakan-jare alohan'ny fokon'olona izègny. ary mbôla nanagna loka hely vitsitsivitsy ihany koa zaré, ka rehefa avy nisôtra zaré izy dia nanDia nivoka iré fariseo ary nanomboka ny hadevitra taminy. Nizaha famantaragna avitagny andagnitra zaré mbora hitsapagna azy. Nisento laligna tagny amin'ny fagnahiny ary nizaka hoe:"Nahoagna fa mizaāha famantaragna re taranaka ity? Nefa zakaiko marigna aminandré fa tsisy famantaragna omegna ty taranaka ity zègny''.Avite dia niala zare izy,nakatra tó agnaty sambo madinika , ary nandé lavitr'agny agnilany.