Tue Oct 22 2019 09:51:14 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-22 09:51:15 -04:00
parent 4e0fe935ef
commit 5f49e467d0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 42 \v 43 \v 44 Fô na izôvy na izôvy magnano ra mavignitra ny raiky amin-dre de hely mino Anahy zaré, dia tsara ho ananjy ny agnatognana vato maventy fikorôham-bary mifatotra agnambôzony alatsaho an-dranomasigna. Rà ny tagnano no matônga ano ho tafitohigny, bongoa. Fô tsara amino ny managnantra agny amin'ny fiainagna naifa managna tagnan-droai ary handèha agny agnafo be, agny amin'ny afo tsy mety vonoigna. [Fanamarihagna: Ny fandikagna tsara kôkoà dia tsy magnisy ny fehezanteny ako amin'ny andigniny faha 44 sy 46 hoe: "Zgny tsy maty mihitsu
\v 42 Fô na izôvy na izôvy magnano ra mavignitra ny raiky amin-dre de hely mino Anahy zaré, dia tsara ho ananjy ny agnatognana vato maventy fikorôham-bary mifatotra agnambôzony alatsaho an-dranomasigna. \v 43 Rà ny tagnano no matônga ano ho tafitohigny, bongoa. Fô tsara amino ny managnantra agny amin'ny fiainagna naifa managna tagnan-droai ary handèha agny agnafo be, agny amin'ny afo tsy mety vonoigna. \v 44 [Fanamarihagna: Ny fandikagna tsara kôkoà dia tsy magnisy ny fehezanteny ako amin'ny andigniny faha 44 sy 46 hoe: "Zgny tsy maty mihitsy ny ôfagna agnatiny afo tsy manjary vonoigny mandrakizay."]