Tue Oct 22 2019 12:18:39 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-22 12:18:40 -04:00
parent 0243e45dfa
commit 5605d59fe4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Rà misambotro sy manôlotro anaré zeré, dia aza magnahy ny amin'jegny tôkony ho volagninaré. Fô amin'igny ôra igny, dia hamiagna anaré zegny tôkony ho volagninaré; tsy anaré akôry no hivolagna, fô ny Fagnahy Masigna. \v 12 Ny ralahy hanôlotro ny ralahy ho faty, ary ny baba hanôlotro ny zanany. Ny zanaka hitsangagna hanôhitry ny ray aman-dreniny ka hahavono anjaré. \v 13 Fô na izôvy na izôvy maharitry hatragniamin'ny farany, dia ho voavônjy zegny ôlogna zegny.
\v 11 Rà misambotro sy manôlotro anaré zeré, dia aza magnahy ny amin'jegny tôkony ho volagninaré. Fô amin'igny ôra igny, dia hamiagna anaré zegny tôkony ho volagninaré; tsy anaré akôry no hivolagna, fô ny Fagnahy Masigna. \v 12 Ny ralahy hanôlotro ny ralahy ho faty, ary ny baba hanôlotro ny zanany. Ny zanaka hitsangagna hanôhitry ny ray aman-dreniny ka hahavono anjaré. \v 13 Ho halan'ny ôlon-jiaby anaré nôhon'ny Agnarako. Fô na izôvy na izôvy maharitry hatragniamin'ny farany, dia ho voavônjy zegny ôlogna zegny.