auto save

This commit is contained in:
MAD102 2019-10-25 02:01:40 -04:00 committed by root
parent 50916eb54f
commit 48755cc8e5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 41 Nitanany ny tagnan'ilè zaza kè nivôlagna taminanjy Izy fô : '' Talita, Komy '' jègny raha adika de fô: '' Razaza viavy mivôlagan amino Zaho, mitsangàna. \v 42 Tônga de nitsagana razaza vavy ary nandéha (satria roambiny fôlo taogna izy). Magnana avy hatrany zare. \v 43 Niraràny mafy izy ire mbo tsy hisy na zôvy na zôvy hahafantantra mikasika izô. Aite de nasèny namiagna hanigna razaza vavy.
\v 41 Nitanany ny tagnan'ilè zaza kè nivôlagna taminanjy Izy fô : '' Talita, Komy '' zègny kôfa adika de : '' Razaza viavy mivôlagan amino Zaho, mitsangàna. \v 42 Tônga de nitsagana razaza vavy ary nandéha (satria roambiny fôlo taogna izy). Magnana avy hatrany zare. \v 43 Niraràny mafy izy ire mbo tsy hisy na zôvy na zôvy hahafantantra mikasika izô. Aite de nasèny namiagna hanigna razaza vavy.