auto save

This commit is contained in:
MAD103 2019-10-19 01:38:57 -04:00 committed by root
parent dc3a8da080
commit 445f8a04a3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 kôfa raha nandeha tagny Jerosalema Izy re, de niamariny an'i Betifaga sy Betania, agny an-tendrombohitra Oliva, Kôfa Jesosy nagniraka roe tamin -dre mpianany \v 2 Kofa nivôlagna taminjare hoe: "Mandihàna amin'iry vohitra hely manolôagna antsena iry. raha tafiditra aka nare, dia hahita zanaboriky raika Mbôla tsy nitengenanôlo. vahao Izy de ndeso aty amiko. \v 3 Raha misy ôlo mivolagna amin-jare hoe: 'magnino nare magnano zô? 'De atôvo hoe: Misy ilain' ny Tompo azy dia haverina haingana aty izy."
\v 1 kôfa raha nandeha tagny Jerosalema Izy re, de niàmàriny an'i Betifaga sy Betania, agny an-tendrombohitra Oliva, Kôfa Jesosy nagniraka roe tamin -dre mpianany \v 2 Kôfa nivôlagna taminjare hoe: "Mandihàna amin'iry vohitra hely manolôagna antsena iry. raha tafiditra aka nare, dia hahita zanaboriky raika Mbôla tsy nitengenanôlo. vahao Izy de ndeso aty amiko. \v 3 Raha misy ôlo mivolagna amin-jare hoe: 'magnino nare magnano zô? 'De atôvo hoe: Misy ilain' ny Tompo azy dia haverina haingana aty izy."