Sat Oct 19 2019 17:06:11 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-19 17:06:12 -04:00
parent de24c30cc0
commit 373551e669
4 changed files with 7 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 \v 25 \v 26 Niala take Izy lasagna nadaiha tagny amin'ny faritry Tyro sy Sidonia. Nitsôfotro tako an-dragno raiky Izy ary tsy tiany ho fantan'jovy na zovy fô takô Izy. Kanaifa tsy afaka nibôaka. Nèfa niaraka tamin'jegny dia nisy vahiavy araiky, zegny nisy fagnahy malôto raiky ny zagnany vahiavy hely, naregny ananjy, tônga, ary niankotro take an-tôngony. Ary Grika lay vahiavy, Syro foinika no naviany. Nitavandra Ananjy izy mbô hamôaka ny demonia hiala amin'ny zanany viavy.
\v 24 Niala take Izy lasagna nadaiha tagny amin'ny faritry Tyro sy Sidonia. Nitsôfotro tako an-dragno raiky Izy ary tsy tiany ho fantan'jovy na zovy fô takô Izy. Kanaifa tsy afaka nibôaka. \v 25 Nèfa niaraka tamin'jegny dia nisy vahiavy araiky, zegny nisy fagnahy malôto raiky ny zagnany vahiavy hely, naregny ananjy, tônga, ary niankotro take an-tôngony. \v 26 Ary Grika lay vahiavy, Syro foinika no naviany. Nitavandra Ananjy izy mbô hamôaka ny demonia hiala amin'ny zanany viavy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 Hoziny taminanjy: "Ôka alôngany hamiagn-kanigna aloha ny zaza. Satria tsy manjary ny malaka ny môfon-jaza ke manimpy anamjy ho an'ny kiva."Nèfa namaly izy kai nagnano Taminanjy hoe: "Ia, Tompo, fô ny kiva ako ambany latabatra aza dia mbo mihinagna ny sômbôtsômbôny amin'ny môfon-jaza."
\v 27 Hoziny taminanjy: "Ôka alôngany hamiagn-kanigna aloha ny zaza. Satria tsy manjary ny malaka ny môfon-jaza ke manimpy anamjy ho an'ny kiva." \v 28 Nèfa namaly izy kai nagnano Taminanjy hoe: "Ia, Tompo, fô ny kiva ako ambany latabatra aza dia mbo mihinagna ny sômbôtsômbôny amin'ny môfon-jaza."

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 \v 30 Dia hozy Taminanjy: "Nôho zegny koragnano zegny, afaka mandaiha anô. Efa nivôaka tamin'ny zanakano viavy ny demonia." Izy koa niherigny tagny an-dragnony ravahiavy dia nahita ny zaza nandry take ambonin'ny kitrara, ary ny demonia èfa niala.
\v 29 Dia hozy Taminanjy: "Nôho zegny koragnano zegny, afaka mandaiha anô. Efa nivôaka tamin'ny zanakano viavy ny demonia." \v 30 Izy koa niherigny tagny an-dragnony ravahiavy dia nahita ny zaza nandry take ambonin'ny kitrara, ary ny demonia èfa niala.

View File

@ -65,6 +65,9 @@
"07-11",
"07-14",
"07-17",
"07-20"
"07-20",
"07-24",
"07-27",
"07-29"
]
}