auto save

This commit is contained in:
MAD103 2019-10-23 01:29:42 -04:00 committed by root
parent 510099e763
commit 276964c224
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 [ Fanamarihana: Ny fandikana talôha tsara indrindra de manala ny Marka: 16: 9-20] Vô maraigna tamin' ny andro voalohan' ny herinandro, tafaran' ny nitsanganany, de niseho tamin' i Maria Magdalena aloha Izy, ilay nandroahany demonia fito, \v 10 Dia dila Maria ary nikoragna ny vaovao tamin' izire niraidia tamin' i Jesosy, raha mbôla nisaona sy nitomany izire.\v 11 Regnin' izire fa velogna Izy ary nahita Anazy izy saingy tsy nino izire.
\v 9 [ Fanamarihana: Ny fandikana talôha tsara indrindra de manala ny Marka: 16: 9-20] Vô maraigna tamin' ny andro voalohan' ny herinandro, tafaran' ny nitsanganany, de niseho tamin' i Maria Magdalena aloha Izy, ilay nandroahany demonia fito, \v 10 De dila Maria kè nikoràgna ny vaovao tamin' njare niraidia tamin' i Jesosy, raha mbôla nisaona ndraiky nitomany zare.\v 11 Regnin' njare fa velogna Izy kè nahita Anazy izy saingy tsy nino izire.