auto save
This commit is contained in:
parent
f6c5a562ad
commit
22fafd1ff4
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 Nilaôsany io toèragna io kè namonjy ny tanindrazany Izy, Kè nagnaraka Ananjy ire mpianany,\v 2 Kôfa tônga ny andro sabata, de nampianatra takô amin'ny Synagoga Izy. Fôntry ny ôlo nitandregny Ananjy kè variagna zare. Ahozy Izy fô:" Avy Takèza nahazaoagny ire fampianaragna ire?" Ino izao fahendregna namiagna Ananjy zo?" Ino ire fahagagagna izay nataony tamin'ny tagnàny ire?"\v 3 Tsy ilay mpandrafitra igny môa io, ilay zanak' i Maria ary rahalahin' i Jakoba ndraiky Josesy ndraiky Jodasy ndraiky Simona? Tsy miaramonigna amintsika aketo môa ire anabaviny ?" tohigna tamin' i Jesosy zare.
|
||||
\v 1 Nilaôsany io toèragna io kè namonjy ny tanindrazany Izy, Kè nagnaraka Ananjy ire mpianany,\v 2 Kôfa tônga ny andro sabata, de nampianatra takô amin'ny Synagoga Izy. Fôntry ny ôlo nitandregny Ananjy kè variagna zare. Ahozy Izy fô:" Avy Takèza nahazaoagny ire fampianaragna ire?" Ino izao fahendregna namiagna Ananjy zo?" Ino ire fahagagagna izay nataony tagnàny ire?"\v 3 Tsy ilay mpandrafitra igny môa io, ilay zanak' i Maria ary rahalahin' i Jakoba ndraiky Josesy ndraiky Jodasy ndraiky Simona? Tsy miaramonigna amintsika aketo môa ire anabaviny ?" tohigna tamin' i Jesosy zare.
|
Loading…
Reference in New Issue