Mon Oct 21 2019 14:59:59 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 15:00:00 -04:00
parent a58c51601d
commit 20697b13ec
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 \v 21 \v 22 Ary nindôsiny take amin'ny lay zazalahy, izy kofa nahita an'Jesosy lay fagnahy ratsy, dia nampifagnitôgno ananjy zegny. Lavo tambon'ny tany lay zazalahy ary feno ranivy ny vavany. Jesosy nagnontany ny babany hoe: "Nanômboko noviagna no naha-karany ananjy?" Dia hozy ny baba hoe: "Nanômboko izy mbôla hély." Indraindraiky io fagnahy ratsy io nandavo ananjy tagny agnaty afo na tagny agnaty rano ary nagnandragna ny hamôtiky ananjy. Izikoa mahaÿ magnano ny raha jiaby Anô, dia miantrà zèhay ary ampia zèhay."
\v 20 Ary nindôsiny take amin'ny lay zazalahy, izy kofa nahita an'Jesosy lay fagnahy ratsy, dia nampifagnitôgno ananjy zegny. Lavo tambon'ny tany lay zazalahy ary feno ranivy ny vavany. \v 21 Jesosy nagnontany ny babany hoe: "Nanômboko noviagna no naha-karany ananjy?" Dia hozy ny baba hoe: "Nanômboko izy mbôla hély." \v 22 Indraindraiky io fagnahy ratsy io nandavo ananjy tagny agnaty afo na tagny agnaty rano ary nagnandragna ny hamôtiky ananjy. Izikoa mahaÿ magnano ny raha jiaby Anô, dia miantrà zèhay ary ampia zèhay."

1
09/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Jesosy