auto save

This commit is contained in:
MAD102 2019-10-22 01:21:07 -04:00 committed by root
parent 395d562e2f
commit 1add886474
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 71 Fa nanomboka nagnozontegana sy nagnao feliranao izy hoe: ''Tsy haiko izany lalahy volagnin'andre izegny.'' \v 72 Ary niaraka tamin-jegny de nagneno ampanindroany ny akoho. Avite de natsaro ny tenin'i Jesosy taminy Petera hoe: ''Raha tsi mbola magneno fagnindroa ny akoho, de handà Zaho intelo ano,'' De nalahelo mafy izy sady nitomagny.
\v 71 Fa nanomboka nagnozontegana sy nagnao veliranao izy hoe: ''Tsy haiko izany lalahy volagnin'andre izegny.'' \v 72 Ary niaraka tamin-jegny de nagneno ampanindroany ny akoho. Avite de natsaro ny tenin'i Jesosy taminy Petera hoe: ''Raha tsi mbola magneno fagnindroa ny akoho, de handà Zaho intelo ano,'' De nalahelo mafy izy sady nitomagny.