auto save

This commit is contained in:
MAD103 2019-10-18 01:20:50 -04:00 committed by root
parent 1656a4298a
commit 196fe671a6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De nampianatra andre Izy ka nikoragna hoe:tsy efa voasoratra fô hoe: Ny tranoko atao hoe trano fivavahana ho an'ny firenene renefa nataonareo ho johy fiherehan'ny mpangalatra ren ny ireo mpisona sy ny mpanoradalana ireo izay nokoragniny dia nitady fomba amonoana azy ireo fa natahotra Azy izy ireo satria ny vahoaka rehetra varigna tamin'ny fampianarany
De nampianatra andre Izy ka nikoragna hoe:tsy efa voasoratra fô hoe: Ny tranoko atao hoe trano fivavahana ho an'ny firenene renefa nataonareo ho johy fiherehan'ny mpangalatra ren ny ireo mpisona sy ny mpanoradalana ireo izay nokoragniny dia nitady fomba amonoana azy ireo fa natahotra Azy izy ireo satria ny vahoaka rehetra varigna tamin'ny fampianarany rehefa tonga gny ariva dia niala ny tanàna izireo