auto save

This commit is contained in:
MAD102 2019-10-25 02:44:04 -04:00 committed by root
parent 33ea00a3e1
commit 100576c2a0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 Fantan'i Jesosy niaraka tamin-jegny fô nisy hery niala avy taminy. Nitodika tany amin'ny fokon'ôlo Izy kè nivolagna fô: ''Azôvy no nikasika ny akanjoko?'' \v 31 De namaly Anan-jy ny mpianatra fô: ''Hitano ire fokon'ôlo fontry ire, koa Ahozino hoe: ''Izôvy no nikasika Zà.'' \v 32 Fa nizaha ny magnodidigna Anan-jy Jesosy mbo hahitany izay nagnano izany.
\v 30 Fantan'i Jesosy niaraka tamin-jegny fô nisy hery niala avy taminy. Nitodika tany amin'ny fokon'ôlo Izy kè nivolagna fô: ''Azôvy no nikasika ny akanjoko?'' \v 31 De namaly Anan-jy ny mpianatra fô: ''Hitano ire fokon'ôlo fontry ire, koa Ahozy ano fô: ''Izôvy no nikasika Zà.'' \v 32 Fa nizaha ny magnodidigna Anan-jy Jesosy mbo hahitany izay nagnano izany.