Fri Oct 18 2019 16:04:08 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-18 16:04:08 -04:00
parent c9a4c23c65
commit 05f7fee441
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 Kanefa anaré mivôlagna hoe: "Ko misy lalahy araïky mivôlagna babany na ny réniny hoe: "Na ino na ino tiano ho azo taminahy dia efa Korbana," (zegny hoe: "Namiagna an'Andriamanitra") -- dia tsy ambèlanaré haganno na ino na ino amin'ny babany sy ny reniny koaza izy. Magnafoagna ny tenin'Andriamanitra anaré nôho ny fômban-drazagñaré zô nitagnanaré. Ary raha maro mitôvy
\v 11 Kanefa anaré mivôlagna hoe: "Ko misy lalahy araïky mivôlagna babany na ny réniny hoe: "Na ino na ino tiano ho azo taminahy dia efa Korbana," (zegny hoe: "Namiagna an'Andriamanitra") -- \v 12 dia tsy ambèlanaré haganno na ino na ino amin'ny babany sy ny reniny koaza izy. \v 13 Magnafoagna ny tenin'Andriamanitra anaré nôho ny fômban-drazagñaré zô nitagnanaré. Ary raha maro mitôvy amin'jegny koa no atônaré.