auto save

This commit is contained in:
MAD103 2019-10-18 05:43:26 -04:00 committed by root
parent 421a5b7ea0
commit 0413621cbb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1,2 +1,2 @@
\v 7 Ary nentin'ireo mpianatra gognalahy roa take amin' ny Jesosy gny zaboriky de natony teo
ambonin' izeigny ny sikinan'izire ka afaka nitaingin'azy Jesosy.\v 8 fontry gny ôlo namelatra gny sikinany teny andalagna ary gny sasany koza namelatra ratsankazo izay notapatahiny avy tagny antsabo.\v 9 Ireo izay nadeha teo alohany sy ireo nagnaraka Azy nagnatsoantso hoe: "Hozana! deraina ilay tokana avy tamin'ny Anaran'ny Tompo \v 10 deraina ny fanjakana ho an'i Davida Babantsika Hozanaamin'ny Avo indrindra!.
ambonin' izeigny ny sikinan'izire ka afaka nitaingin'azy Jesosy.\v 8 fontry gny ôlo namelatra gny sikinany teny andalagna ary gny sasany koza namelatra ratsankazo izay notapatahiny avy tagny antsabo.\v 9 Ireo izay nadeha teo alohany sy ireo nagnaraka Azy nagnatsoantso hoe: "Hozana! deraina ilay tokana avy tamin'ny Anaran'ny Tompo \v 10 deraina ny fanjakana ho an'i Davida Babantsika! Hozana amin'ny Avo indrindra!"