Sun Nov 17 2019 21:18:15 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 21:18:16 -08:00
commit cc0175db51
28 changed files with 63 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 1 \v 1 Paoly, apôstôly_tsy apôstôly avy tamin'ôlogno na nampianarin'ôlo, fa avy tamin'i Jesosy Kristy sy Andriamanitra Ray, zègny nanangana Ananjy tamin'ny maty_ \v 2 ndraiky ralahy jiaby miaraka aminah, hoanjaré fiangonagna Galatiana.

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fahasoavagna ho aminaré ndraiky fiadanagna avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesisy Kristy Tompo, \v 4 zègny nanôlotro ny tègnany ho an'ny fahotantsika mbô hagnafakantsika amin-jao andron'ny fa haratsiagna zao, araka ny sitrapon'Andriamanintsika sy Raintsika, \v 5 ho Ananjy raiky ny voninahitra mandrakizay dorià. Amen.

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Variagna zaho naregny fô narianan-dré zègny èfa nagnatsôvagna anan-dré dia ny fahasoavan'i Kristy zègny. variagna koa zah fô nagnaraka filazantsara hafa an-dré. \v 7 Zègny tsy midika fô misy filazantsara hafa ankoatra zègny, fa misy ôlo maro mitôndra fikorontaganna aminan-dre tia hagnôva ny filazantsaran'i Kristy.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa na zahay na anjely avy agny an-dagnitra aza mitory filazantsara hafa aminan-dre na zègny nitorinay taminan-dre, dia aoka izy ho voaôzogno. \v 9 Araka zègny nivolagninay talôha, dia naiany zah mizaka ndraiky fô: "Kô misy ôlogno magnambara aminan-dre filazantsara hafa hankoatrany zègny regninare, dia aoka izy ho voaôzogno." \v 10 Mitady dèra amin'ôlogno mô za sa Andriamannitra? sa mitady zègny hampifaly ôlogno? Kô mbôla mitady dèra amin'ôlo zah dia tsy andevon'i Kristy.

1
01/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Fa tiako fantanare, ry ralahiko, fa ny filazantsaran'ôlombelogno. \v 12 Tsy avy tamin'ôlo nahaizako an-jègny, sady tsy ôlo nampianatra zah. Fa fagnambaran'i Jesosy Kristy.

1
01/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa anare naregny mômban'ny fiaignako talôha tamin'ny fômba fivavahagna Jiosy, ndraiky fômba nagninjèhako ny fiangonan'Andriamanitra tônga diso tafahoatra ndraiky èzaka nandravako an-jègny. \v 14 Nandroso tamin'ny fivavahan'ny Jiosy za mihoatra ny maro tamin-jaré mitovy tôgna taminahy, avy tamin-jaré iraika firenena tamiko. Kara ny zègny ny fômba nitazomako mafy iregny fômban-drazako.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Kanèfa Andriamanitra, nanôkana anah laitry tankibon-dreniko, kè nagnantso anah tamin'ny alalan'ny fahasoavany, \v 16 kôfa faly nampiseho ny zanany lahy taminahy, mbô hahafahako magnambara Ananjy agny amin'ny Jentilisa, dia tsy naka saigny tamin'ny nôfotro aman-drà zègny zah. \v 17 Tsy nandèha tagny Jerosalema tamin'ny Apôstôly talôko ré zah. Fa, nandèha tagny Arabia avitake nierigna tagny Damaskosy zah.

1
01/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Kè telo taogno tafara dia nandèha tagny Jerosalema mbô hifankafantatra tamin'i Kefasy zah kè nijanogno niaraka taminanjy nandritran'ny dimy ambin'ny fôlo andro. \v 19 Fô tsy nisy hitako iré Apôstôly ankoatra an'i Jakoba, lay rahalahin'ny Tompo. \v 20 Kè amizègny soratako ho anaré, dia magnomia toky anare zah agnatrèhan'Andriamanitra, fô tsy mandainga zah.

1
01/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Avitake zah dia nandèha tagny amin'ny faritr'i Syria sy Kilikia. \v 22 Tsy mbôla fantatra take tamin'ny fiangonan'i Jodia zègny amin'i Kristy zah. \v 23 Regninjare fôgna koragna fa: "lay lalahy nagnejika antsika talôha igny dia magnambara lay finoagna zègny ninjehiny sy nipotehiny talôha." \v 24 Avy tamin-jègny zaré dia nidèra an'Andriamanitra noho ny avy taminah.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tôkô: 1

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 4 \v 1 Mivôlagna zah fô ny mpandôva, kôa mbôla zaza izy, dia tsy hafa amin'ny andevo, na dia tômpon-draha jiaby aza. \v 2 Kanaifa izy dia aké ambany fifèhaizan'jaré mpiambigna sy iré mpitahiry raha-sarobidy mandra-pigadognan'ny daty zègny napètraka ny babany.

1
04/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Kè karan-jègny koa, tamin-tsika mbôla zaza, dia nandivôzin'iré lalàgna fitsipi-pianaragn'izô tontôlo izô. \v 4 Fô koa tonga ny fahafinoagnan'ny fotôagna, dia nandèfa ny Zanany Andriamanitra, zègny natèra-biaby, natairaka tô ambanin'ny lalàgna. \v 5 Nagnano anjégny Izy mbô hagnavôtagna iré zègny ambanin'ny lalàgna, mbô hahafahantsika mandray ny fananganagna ho zanaka.

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Ary satria zanaka anaré, dia nasain'Andriamanitra ho akô am-pôntsika ny Fagnahin'ny Zanany, zègny magnantso hoe: "Aba, Ray." \v 7 Nôho zègny tsy andevo koà anô, fô zanaka, ary koa zanaka, dia mpandôva amin'ny alalan'Adriamanitra foagna koa anô.

1
04/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fô tamin'jègny fotôagna zègny, fôny anaré tsy nahay an'Andriamanitra, dia natô andevon'iré zègny, amin'ny hery vôajagnahary, dia tsy Andriamanitra velivaly. \v 9 Fô ankehitriny anaré dia lasa nahay an'Andriamanitra, na koa hoe hain'Anadriamanitra anaré, kè ahôana no hiraignanaré amin'ny abidim-pianaragna malemy no sady tsisy dikany? Té ho andevozigny koa mô anaré?

1
04/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Mandinika iré andro sy iré vôlagna ary iré vanim-potoagna sy iré tôgno anaré! \v 11 Matahôtro ny aminare zaho fô sô dia ho zava-poagna ny asako take aminare.

1
04/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Miangavy anaré zah, ry ralahy, magnanova kara zaho, satria zaho foagna koa dia èfa lasa karaha anare. Tsy agnano ratsy taminahy anare. \v 13 Kanèfa hainare fô noho ny aretim-batako no nagnambarko anare ny filazantsara tamin'ny vôalohany. \v 14 Na dia nitôndra anare tamin'ny fakam-pagnahy aza ny toe-batako, dia tsy nagnano tsisidikany na nagnilikilika zaho anare. Fô niraisinare kara anjelin'Andriamanitra kôza zaho, kara hoe zaho mitsy no Kristy Jesosy.

1
04/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Akaiza, noho zègny, ny fahasoavanare avaizo? Fô mijoro vavolombelogna aminare zah fô, koa azonare atô, dia nalanare ny masonare ary namianare zaho zègny. \v 16 Kè noho zègny, èfa lasa fahavalonare mô zaho satria mivolagna aminare ny marigny

1
04/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Zaré dia mazoto ny hotôndra anare, fô tsy amin'ny tsara. Te hagnidy anare agny ivèlany zare, mbô hanagnanare zotom-pô ho anjare. \v 18 Tsara foagna ny managna zotom-pô amin'ny tanjogna tsara, ary tsy kôfa miaraka aminare foagna zaho.

1
04/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ry zanako, mbôla mijaly amin'ny fanaitaignan'ny fiterahagna ho anare ndraika zaho mandra-piforongnan'i Kristy ako aminare. \v 20 Magniry zaho mbô ho afaka miaraka aminare aminjô ary hagnova ny fehoko, satria sahiran-tsaigny noho ny aminare zaho.

1
04/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Volagnino aminahy, anare zègny magniry ny ho ake ambanin'ny lalàgna, mô tsy mitandregny ny lalàgna maro anare? \v 22 Satria vôasoratra fô i Abrahama dia nanan-janaka roé lahy, ny araiky avy amin'ny andevo viavy ary ny araiky avy amin'ny vahiavy afaka. \v 23 Fô ny araiky dia natèraky ny andevo viavy araka ny nôfo, fô lay araiky hafa dia natairaky ny vahiavy tamin'ny koragna fampagnantènagna.

1
04/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Ire raha ire dia azo raisigny ho kara ny fanoharagna, satria ire vahiavy ire dia magnambara fagnekegna roé. Ny araiky amin'jare dia avy amin'ny tanetin'i Sinay ary nitèraka zaza zègny andevo izy. Izy io dia i Hagara. \v 25 Ary i Hagara dia namoaka ny tanetin'i Sinay any Arabia; ary namoaka an'i Jerosalema amin'jô fôtoagna zô, satria nandivozigna niaraka tamin'ire zanany izy.

1
04/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Fô i Jerosalema zègny agny ambôny dia afaka, ary izy no regnintsika. \v 27 Satria vôasoratra hoe: "Mifalia, anô ry momba zègny tsy miteraka. Magnantsognantso mafy ary magnanova hiaka fifaliagna, anô zègny tsy mijaly amin'ny fanaintaignan'ny fitirahagna. Satria ire zanaky ny vahiavy zègny nafôe dia maro noho ny an'ire vahiavy manambady."

1
04/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Fô anare, ry ralahy, karaha an'i Isaka, dia zanaky ny fampanantènagna. \v 29 Tamin'jègny fotoagna zègny ny ôlogno zègny tèraka araka ny nôfo dia nagnenjika zègny tèraka araka ny Fagnahy. Karanjegny koa amjô.

1
04/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Kanaifa ino no volagnin'ny soratra masigny? "Alifaso agny ny andevo viavy sy ny zanany lalahy. Fô ny zanaka lahin'ny andevo viavy dia tsy hirasa lôva miaraka amin'ny zanaka lahin'ny vahiavy afaka." \v 31 Noho zègny, ry ralahy, tsy zanaky ny andevo viavy atsika, fô zanaky ny vahiavy avôtro.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tôkô faha: 4

View File

@ -1,4 +1,5 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -29,9 +30,16 @@ No warranties are given. The license may not give you all of the permissions nec
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> 5d4c94295a5d3fb5906be09a36b32b20da45bd1e
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> c23228233384b344f6df0947e2ccadc0bf2a3d31
=======
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> 5d4c94295a5d3fb5906be09a36b32b20da45bd1e

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Galatiana

View File

@ -34,7 +34,8 @@
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD102",
"MAD103"
"MAD103",
"LAPTOP-2USC8DL3"
],
"finished_chunks": [
"03-04",
@ -74,6 +75,32 @@
"06-06",
"06-03",
"06-01",
"06-17"
"06-17",
"front-title",
"01-title",
"01-01",
"01-03",
"01-06",
"01-08",
"01-11",
"01-13",
"01-15",
"01-18",
"01-21",
"04-title",
"04-01",
"04-03",
"04-06",
"04-08",
"04-10",
"04-12",
"04-15",
"04-17",
"04-19",
"04-21",
"04-24",
"04-26",
"04-28",
"04-30"
]
}