Wed Oct 23 2019 15:59:56 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-23 15:59:56 -04:00
parent f44bb7e4be
commit 4b784b6951
2 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 \v 22 \v 23 \v 24 Avitake zah dia nandèha tagny amin'ny faritr'i Syria sy Kilikia. Tsy mbôla fantatra take tamin'ny fiangonan'i Jodia zègny amin'i Kristy zah. Regninjare fôgna koragna fa: "lay lalahy nagnejika antsika talôha igny dia magnambara lay finoagna zègny ninjehiny sy nipotehiny talôha. Avy tamin-jègny zaré dia nidèra an'Andriamanitra noho
\v 21 Avitake zah dia nandèha tagny amin'ny faritr'i Syria sy Kilikia. \v 22 Tsy mbôla fantatra take tamin'ny fiangonan'i Jodia zègny amin'i Kristy zah. \v 23 Regninjare fôgna koragna fa: "lay lalahy nagnejika antsika talôha igny dia magnambara lay finoagna zègny ninjehiny sy nipotehiny talôha." \v 24 Avy tamin-jègny zaré dia nidèra an'Andriamanitra noho ny avy taminah.

View File

@ -45,6 +45,7 @@
"01-11",
"01-13",
"01-15",
"01-18"
"01-18",
"01-21"
]
}