-x-antambahoaka_rev_text_reg/16/08.txt

1 line
229 B
Plaintext

Ny anjely faefatra nandraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny masoandro,de afaka nagnoro ny olona tamin'ny afo zany. May ny hafanana be iary zareo, ka nizaka ratsy ny anaran'Andriamanitra, zay managna ny fahefana amin'io loza io. Tsy n