-x-antambahoaka_rev_text_reg/08/06.txt

1 line
346 B
Plaintext

Ny anjely fito zay nanagna ny trompetra fito de niomagna hitsoka an'izany. Nitsoka ny trompetrany ny anjely vôlohany, de nisy havandra mban'ny afo mifangaro rà. Natsipy tambonin'ny tany taty zany mba ho may ny ampahatelon'izany, may ny ampahatelon'ny hazo, de may aby koa ahi-mentso. (Fagnamarihana: Ny sanagny amin'ny dikan-teny taloha de mang