-x-antambahoaka_rev_text_reg/03/17.txt

1 line
491 B
Plaintext

\v 17 \v 18 De izaka anareo hoe :"Manan-karena aho, sady nanagna raha marobe, ka tsy miaragna na ino na ino koa."Kanefa de tsy fantanareo fa anareo de tena mijaly, mampalahelo, mahantra, tsy mahita sady mitanjaka. Tenoy torohevitrako : mividiana volamena voadio tamin'ny afo amianaha mba ho lasa mpanan-karena anareo, de akanjo fotsy mamirapiratra mba ho afaka mampagnatao akanjo ny tegnanareo anareo ka tsy hisehoan'ny hegnatran'ny fitanjahanareo, de hagnosotra ny masonareo mba hahitanareo