-x-antambahoaka_rev_text_reg/01/04.txt

1 line
259 B
Plaintext

Jaona nandea agny amin'iregny fiangonana fito tagny Asia: Ho aminareo ane ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'ny niany, sy taloha, ary ho avy, sady avy amin'iregny fanahy fito zay eo alohan'ny seza fipetrahany, ary avy amin'i Jesôsy Kristy, zay vavolombe