-x-antambahoaka_rev_text_reg/14/06.txt

1 line
391 B
Plaintext

Nahita anjely hafa nagnembogna ambony zaho, zay nanagna nny hafatra mandrakizain'ny vaovao mahafaly hambara amin'zay miaigna ambonin'ny tany amin'ny firenena, foko, ary ny olon amaro be. Nagnatso tamin'ny feo mafy izy hoe: "Matahora an'Andriamanitra ary magnomeza voninahitra an'Azy. Fa tonga ny oran'ny fitsarany. Mivavaha amin'Azy, ny raika zay nagnano ny lagnitra, ny tany, ny ranomasina,