-x-antambahoaka_rev_text_reg/19/17.txt

1 line
293 B
Plaintext

Naita anjely nitsangana tamin'ny masoandro aho. nagnantso mafy ny voro- manidina any ambony izy hoe: "Malaky, mivorovoroa ho amin'ny feti-ben'Andriamanitra. Malaky ihinagna ny vatagnan'iary zareo mpanjaka, ny vatagnan'ny mpitari-tafika, ny vatagnan'ny lilahy matanjaka, ny vatagnan'ny sôvaly