-x-antambahoaka_rev_text_reg/21/16.txt

1 line
339 B
Plaintext

\v 16 Mitovy amina efa-joro i tanàna igny; mitovy ny lavany sy ny sakany. Nandrefy ny tànana tamin'ny fandrefesana volotara Igny Izy, roy arivo metatra ny halavany (mitovy ny halavany, mbamin'ny sakany, de ny hamboasany). \v 17 De nandrefy ny rindrignan'zany koa izy, 114 hakiho ndreka refesin'ny olona (de refin'ny anjely my koa zany).