-x-antambahoaka_rev_text_reg/20/11.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 11 De nahita seza fiandrianana fotsy lebe zaho de ny nipetraka tamboniny teo. Ny tany amban'ny lanitra de nilefa ny fagnatrehany, ne fa tsisy toerana andehanan'iary zareo.\v 12 Na hita ny maty zaho - ny lebe amban'ny bitaka - nitsangana talohan'ny seza fiandrianana, de nivilarina ny boky. Ka nisy bboky raika novelarina - De ny Bokin'ny fiaignana. Ny maty de nitsaraina arakazay vôsoratra tamin'ny boky io, araka ny asany.