-x-antambahoaka_rev_text_reg/20/07.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 7 Ndreka tapitra ny arivo taona, de ho tatahina tam-pigadrana Satana.\v 8 Hivôka izy mba hamitaka ny firenena maro egny amin'ny vazan-tany efatra - Goga de Magoga - mba hitondra an'iary zareo miaraka ho agny amin'ny ady. Iary zareo de ho maro kara ny ranomasina.