-x-antambahoaka_rev_text_reg/19/14.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 14 Ny mpiady tan-danitra de nagnaraka anazy tamin'ny sôvaly fotsy, magnatao akanjo lamba rongony fotsy sady madio. \v 15 Avy amin'ny vavany ao no ivoan'ny sabatra maragnitra zay havoazany ny firenena, de hanapaka an'iary zareoamin'ny tehina vy izy. Magnitsaka amin'ny famiazan'ny fahavigniran'Andriamanitra Tsitoha izy. \v 16 Managna agnarana voasoratra amin'ny akanjo lavany eo amin'ny feny izy hoe: "Mpanjakan'ny mpanjaka sady Tompon'ny tompo.