-x-antambahoaka_rev_text_reg/19/03.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 3 Nizaka fagnindroiny iary zareo hoe: "Aleloia! Ny vovoka de miakatra avy aminazy mandrakizay doria". \v 4 Ny loholona efatra amby roapolo amban'ny zegny raha managn'aigna efatra de niondrika sady nanompo an'Andriamanitra zay nitometra tamin'ny seza fiandrianana. Nizaka iary zareo: " Amena. Aleloia!"