-x-antambahoaka_rev_text_reg/17/16.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 16 Ny tandroka folo zay hitanao-iary zareo mban'ny bibi-dia de halaigna an'ny mpijangajanga. Ho atàn'iary zareo lao sady matanjaka izy, handrota ny nofony iary zareo, de handoro an'azy tanteraka amin'ny afo. \v 17 Fa Andriamanitra efa nametraka an'izany tamin'ny faneken'iary zareo hagnome ny herin'iary zareo hitondrana bibidia mandra-pahatanterakan'ny zakan'Andriamanitra.