-x-antambahoaka_rev_text_reg/17/12.txt

1 line
518 B
Plaintext

\v 12 Ny tandroka folo zay hitanao de mpanjaka folo zay mbola tsy nandray fanjakana, fa hahazo fahefana kara ny mpanjaka miaraka amin'ilay bibi-dia- mandritran'ny adiny raika iary zareo. \v 13 Feresan-tsaigna zany, sady iary zareo de hagnome ny hery mban'ny fahefan'iary zareo ny bibi-dia. \v 14 Hanangagn'ady manohitra ny Zanak'ondry iary zareo. Fa ny Zanak'ondry no handresy an'iary zareo satria Izy no Tompon'ny tompo, sady Mpanjakan'ny mpanjaka- de miaraka amin'azy ny vôantso, ny vôfidy, mban'ny manam-pinôna."