-x-antambahoaka_rev_text_reg/17/08.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 8 Ny bibi-dia zay hitanao de misy, fa tsisy amin'izao, fa andalam-piakarana avy agny amin'ny farany ambanin'ny lavaka tsy maso. Avy eo de miaigna ambony tany, ny zay tsy vôsoratra amin'ny Bokin'ny Fiaignana hatramin'ny namorognana an'izao tontolo izao ny agnarany- ho gaga iary zareo ndreka hahita fa ny bibi-dia de misy, fa tsisy koa amin'izao, fa andalam-pihaviana