-x-antambahoaka_rev_text_reg/17/06.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 6 Nahita aho fa ny viavy de mamon'ny ràn'ny mpino mban'ny martiry ho an'ny Jesôsy. Ndreka nahita an'azy aho, de tena gaga. \v 7 Fa ny anjely nizaka taminaha hoe: "Magnino na gaga anao? Hazavaiko anao ny dikan'ny viavy mban'ny bibidia zay mitondra an'azy, ny bibidia zay managna loha fito sy tandroka folo.