-x-antambahoaka_rev_text_reg/17/03.txt

1 line
543 B
Plaintext

\v 3 Avy eo ny anjely nitondra anaha tamin'ny Fagnahy tany amin'ny karakaraina, de nahita viavy nipetraka tambony bibi-dia de managna loha fito mban'ny tandroka folo. \v 4 Ny viavy de nekanjo voloparasy de mena sady vôravaka volamena, vato sarobidy, sady vato soa. Izy de nitàna tamin'ny tagnany kapoaka volamena feno ny raha mampadikidiky mban'ny tsy fahadiovan'ny fijangajangany. \v 5 Tamin'ny handrignany no nisy agnarana managna dikany mivony vôsoratra hoe: "Babilôna be, ny renin'ny mpijangajanga mban'ny raha mampadikidikin'ny tany."