-x-antambahoaka_rev_text_reg/11/16.txt

1 line
563 B
Plaintext

\v 16 Aveo ny loholona efatra amby roapolo zay nipetraka tamin'ny seza fiandrianan'iary zareo tankatrehan'Andriamanitra de nampiakohotra ny tegnan'iary zareo. Nakalaza an'Andriamanitra iary zareo.\v 17 Nizaka iary zareo: "Magnome fisaorana Anao zahay, ry Tompo AndriamanitraTsitoha, ny amin'izao amban'ny taloha, satria nangala ny herinao lebe anao de nanomboka nanjaka. (Fagnamarihana: Ny sanagny amin'ny dikan-teny taloha de mivaky hoe: Ny mpanjaka ny marobe, ny amin'izao amban'ny taloha, de ny ho avy, fa nidikan-teny amin'ny fotôgn'zao de tsy karan'izany.)