-x-antambahoaka_rev_text_reg/11/08.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 8 Hivalapatra egny andalagnan'ny tanàn-dehibe ny fatin'iary zareo (zay antsovana my koa hoe Sodoma de Egypta) zay namantsihana ny Tompon'iary zareo. \v 9 Hijery ny fatin'iary zareo mandritra ny telo andro sy tapany ny olona, ny foko, fizaka, mban'ny firenena marobe. de tsy avelan'iary zareo hatao ampasagna ny faty.