-x-antambahoaka_rev_text_reg/05/06.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 6 De hitako nisyZanak'ondry nitsangana tagnelagnelagny sezafiandrianana mban'ny raha managn'aigna efatra de tagnivon'ny loholona koa. Ôtran'ny hoe olona nivonina izy. Nanagna tandroka fito de maso fito izy; iary zareo no Fanahy fiton'Andriamanitra nalefa nagneran-tany.\v 7 De nandeha izy sady nangala ny horonan-taratasy tamin'ny tagnana ankavananan'ny tokana nipetraka tamin'ny sezafiandrianana.