-x-antambahoaka_rev_text_reg/05/01.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 1 De hitako ny tagnana ankavananan'ny raika nipetraka tamin'ny seza fiandrianana, fa nisy taratasy vôsoratra taloha sy tafara. De nasena fitomboka tamina kase fito.\v 2 De hitako amin'izay ny anjely matanjaka nizaka tamin'ny feo mafibe hoe:"Iza tokony hanokatra ny horonan-taratasy sady hanataka ny tombo-kaseny?"