-x-antambahoaka_rev_text_reg/01/17.txt

2 lines
332 B
Plaintext

\v 17 Ndreka nahita an'Azy zaho, de lavo tamin'ny tongotrany kara olona maty. Nikasika anaha tamin'ny tàgnany ankavanana Izy ka nagnano hoe: "Aza matahotra. Zaho no vôlohany sady farany,\v 18 de i raika zay velona. Efa maty zaho, fa, velona ndreka mandrakizay! Ka Zaho managna ny laklen'ny fahafatesana sy ny
Fiaignanan-kôtra.