-x-antambahoaka_rev_text_reg/11/01.txt

1 line
241 B
Plaintext

Namena volotara mba hampiasaina kara ny tangala zaho. Nozakaina tamiko hoe: "Mitsangana de refeso ny tempolin' Andriamanitra de ny alitara, sady ny mivavaka ao. Aza refesina ny tokotany avelan'ny tempoly, fa namena an'i reo jetilisa zany. Ha