-x-antambahoaka_rev_text_reg/07/15.txt

1 line
236 B
Plaintext

Avy amin'izany antony izany, de eo anoloan'ny seza fiandrianan'Andriamanitra iary zareo, sady mivavaka amin'Azy magnalignandro amin'ny tempoliny. Ny raika zegny nipetraka tamin'ny seza fiandrianana de hamelatra ny lainy amin'iary zareo.