-x-antambahoaka_rev_text_reg/21/11.txt

1 line
226 B
Plaintext

Nanagna ny voninahitr'Andriamanitra i Jerosalema, de ny famirampiratany de kara ny vato tsara sarobidy, kara ny vato kristalina jaspy madio. Nanagna rindrigna ambo lebe miaraka tamin'ny vavahady roy ambin'ny folo zany, miaraka