1 line
353 B
Plaintext
1 line
353 B
Plaintext
\v 1 Aveo zaho de nahita anjely matanjaka hafa avy tagny andanitra. Tagnaty rahona izy, sady nisy havana tambonin'ny lohany. Ny tarehiny de kara môsoandro de ny tongotrany de kara andry afo. \v 2 Mitana horagnan-taratasy bitaka mivelatra tan-tagnany izy, sady mametraka ny tongotrany havanana amin'ny ranomasina amban'ny tongotrany havia amin'ny tany. |