Hameko ny vavolombeloko roy ny fahefana haminany mandritra ny 1,260 andro, nisikina lamba fisaonana. Ny vavolombelona reo de kakan'ôliva roy de ny fitoeran-jiro roy zay nitsangana takaiky ny tompon'ny tany. Namisy olona