-x-antambahoaka_rev_text_reg/18/15.txt

1 line
430 B
Plaintext

Ny mpivarotra ny entegna zegny tonga mpanan-karena avy amin'azy de henga amin'azy lavitra noho ny fatahorana ny fijaleny, hitomagny sady hisaogna mafy. Hizaka iary zareo hoe: "Loza, loza ho an'ny tanàna lehibe zegny nisikina tamin'ny lamban-drongony tena tsara, volomparasy, mena sady niravahana tamin'ny volamena, firavaka sarobidy, mban'ny vatosoa! Agnatin'ny adiny raika de ho fôgna zany harena marobe zany. "Ny kapitenin-tsa