-x-antambahoaka_rev_text_reg/06/07.txt

1 line
243 B
Plaintext

Ndreka namoha ny tombo-kase fahefatra ny Zanak'Ondry, de naregny ny feon'ny raha managn'aigna fahefatra zaho nizaka hoe: "Malaky! De nahita sôvaly kosatra zaho. ny mpideba an'zany de natao hoe fahafatesana, ka reo fasagna de nagnaraka an'azy.